Isaia 30:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 sy ireo mandeha midina any Ejipta+ mba hitady fiarovana amin’i Farao sy hialokaloka amin’i Ejipta,+ nefa tsy nanontany ahy!+ Ezekiela 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nikomy+ taminy anefa izy tamin’ny farany, ka naniraka olona ho any Ejipta mba hahazoany soavaly+ sy olona maro. Hahomby ve izy? Ho afa-mandositra ve izy, nefa nanao izany sady nivadika tamin’ny fifanekena? Ho afa-mandositra tokoa ve izy?’+
2 sy ireo mandeha midina any Ejipta+ mba hitady fiarovana amin’i Farao sy hialokaloka amin’i Ejipta,+ nefa tsy nanontany ahy!+
15 Nikomy+ taminy anefa izy tamin’ny farany, ka naniraka olona ho any Ejipta mba hahazoany soavaly+ sy olona maro. Hahomby ve izy? Ho afa-mandositra ve izy, nefa nanao izany sady nivadika tamin’ny fifanekena? Ho afa-mandositra tokoa ve izy?’+