Salamo 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ataovy raiki-tahotra izy ireo, Jehovah ô,+Mba ho fantatr’izy ireo fa olombelona mety maty ihany izy.+ Sela. Salamo 146:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza matoky ny olona ambony+Na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.+
20 Ataovy raiki-tahotra izy ireo, Jehovah ô,+Mba ho fantatr’izy ireo fa olombelona mety maty ihany izy.+ Sela.