8 I Jehovah ho toy ny fiarovana manodidina ny mponin’i Jerosalema,+ amin’izany andro izany. Ary izay tafintohina dia ho sahala amin’i Davida,+ amin’izany andro izany. Ny taranak’i Davida ho sahala amin’Andriamanitra+ sy ho sahala amin’ilay anjelin’i Jehovah eo anatrehan’izy ireo.+