Isaia 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Lozan’izay milaza ny tsara hoe ratsy sy milaza ny ratsy hoe tsara!+ Lozan’izay manolo ny maizina amin’ny mazava sy manolo ny mazava amin’ny maizina! Lozan’izay manolo ny mangidy amin’ny mamy sy manolo ny mamy amin’ny mangidy!+ Malakia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia ho hitanareo indray ny tsy fitovian’ny marina sy ny ratsy fanahy,+ ary ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo azy.”+
20 Lozan’izay milaza ny tsara hoe ratsy sy milaza ny ratsy hoe tsara!+ Lozan’izay manolo ny maizina amin’ny mazava sy manolo ny mazava amin’ny maizina! Lozan’izay manolo ny mangidy amin’ny mamy sy manolo ny mamy amin’ny mangidy!+
18 Dia ho hitanareo indray ny tsy fitovian’ny marina sy ny ratsy fanahy,+ ary ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo azy.”+