Isaia 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia hataon’i Jehovah feno takopery ny tampon-dohan’ireo zanakavavin’i Ziona,+ ary hataon’i Jehovah mihanjahanja ny tampon-kandriny.+ Jeremia 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hofoanako tsy hisy eo amin’izy ireo ny feon’olona mifaly sy miravoravo,+ ny feon’ny mpampakatra sy ny ampakarina,+ ny feon’ny vato fikosoham-bary,*+ ary ny hazavan’ny jiro.+
17 dia hataon’i Jehovah feno takopery ny tampon-dohan’ireo zanakavavin’i Ziona,+ ary hataon’i Jehovah mihanjahanja ny tampon-kandriny.+
10 Ary hofoanako tsy hisy eo amin’izy ireo ny feon’olona mifaly sy miravoravo,+ ny feon’ny mpampakatra sy ny ampakarina,+ ny feon’ny vato fikosoham-bary,*+ ary ny hazavan’ny jiro.+