2 Tantara 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary i Jotama no nanorina ny vavahady ambony+ tamin’ny tranon’i Jehovah. Nanao fanorenana be dia be teo amin’ny mandan’i Ofela+ koa izy. Nehemia 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nonina tao Ofela+ ny Netinima,+ ary izy ireo no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ny tilikambo mivohitra avy eo amin’ny manda.
3 Ary i Jotama no nanorina ny vavahady ambony+ tamin’ny tranon’i Jehovah. Nanao fanorenana be dia be teo amin’ny mandan’i Ofela+ koa izy.
26 Nonina tao Ofela+ ny Netinima,+ ary izy ireo no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ny tilikambo mivohitra avy eo amin’ny manda.