FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 94:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa ho ara-drariny indray ny didim-pitsarana,+

      Ary hankatò izany daholo ny olona mahitsy fo.

  • Isaia 42:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy ho reraka na ho sasatra izy, mandra-panaovany ny rariny eny ambonin’ny tany.+ Ary ireo nosy hiandry ny lalàny.+

  • Isaia 60:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ho olo-marina avokoa ny vahoakanao,+ ary ho fananan’izy ireo mandritra ny fotoana tsy voafetra ilay tany.+ Tsimoka avy amin’izay namboleko+ izy ireo sady asan’ny tanako,+ mba hahatsara tarehy ahy.+

  • Titosy 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 sady mampianatra antsika handa izay mifanohitra amin’ny sitrapon’Andriamanitra+ sy ny fanirian’izao tontolo izao,+ ary mampianatra antsika koa mba hisaina tsara sy hanao izay mahitsy ary hahafoy tena ho an’Andriamanitra+ eo amin’ny fiainantsika, eto amin’ity tontolo ankehitriny ity.+

  • 2 Petera 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Misy anefa lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ hitoeran’ny fahamarinana,+ ary izany no andrasantsika, araka ny fampanantenany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara