12 “Fa amim-pifaliana no handehananareo,+ ary amim-piadanana no hitondrana anareo mody.+ Hifaly sy hihoby eo anatrehanareo ny tendrombohitra sy ny havoana,+ ary hitehaka ny hazo any an-tsaha.+
17 Fa ny fanjakan’Andriamanitra+ dia tsy midika hoe fihinanana sy fisotroana,+ fa fahamarinana+ sy fihavanana+ ary fifaliana+ amin’ny alalan’ny fanahy masina kosa.