Isaia 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Fa aetriny ireo mipetraka eny amin’ny toerana ambony,+ eny amin’ny tanàna avo.+ Aetriny ilay tanàna, eny, aetriny amin’ny tany, ka azerany amin’ny vovoka.+
5 “Fa aetriny ireo mipetraka eny amin’ny toerana ambony,+ eny amin’ny tanàna avo.+ Aetriny ilay tanàna, eny, aetriny amin’ny tany, ka azerany amin’ny vovoka.+