Mpitoriteny 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Alefaso eny ambony rano+ ny mofonao,+ fa ho hitanao indray izy rehefa afaka andro maro.+ Isaia 30:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hanome ranonorana ho an’ny voa afafinao amin’ny tany Izy,+ ary sakafo matavy sy mahavoky no ho vokatry ny tany.+ Hiraoka ahitra eny amin’ny kijana malalaka tsara ny biby fiompinao,+ amin’izany andro izany.
23 Hanome ranonorana ho an’ny voa afafinao amin’ny tany Izy,+ ary sakafo matavy sy mahavoky no ho vokatry ny tany.+ Hiraoka ahitra eny amin’ny kijana malalaka tsara ny biby fiompinao,+ amin’izany andro izany.