Salamo 143:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Amin’ny maraina, dia ataovy izay handrenesako ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Fa ianao no itokisako.+Ampahafantaro ahy ny lalana tokony halehako,+Fa foiko ho anao ny tenako.+ Fitomaniana 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Vaovao isa-maraina izany.+ Tena mendri-pitokisana tokoa ianao.+
8 Amin’ny maraina, dia ataovy izay handrenesako ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Fa ianao no itokisako.+Ampahafantaro ahy ny lalana tokony halehako,+Fa foiko ho anao ny tenako.+