Salamo 37:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina,+Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+ Salamo 46:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Fialofana sy hery ho antsika Andriamanitra.+Mpanampy mora azo amin’ny fotoam-pahoriana izy.+ Nahoma 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsara+ i Jehovah, sady fiarovana mafy+ amin’ny andro fahoriana.+ Fantany izay mitady fialofana eo aminy.+
39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina,+Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+
7 Tsara+ i Jehovah, sady fiarovana mafy+ amin’ny andro fahoriana.+ Fantany izay mitady fialofana eo aminy.+