Salamo 97:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra ambonin’ny tany manontolo.+Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+ Daniela 4:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Koa ankehitriny, izaho Nebokadnezara dia midera sy manandratra ary mankalaza an’ilay Mpanjakan’ny lanitra,+ satria araka ny fahamarinana ny zava-drehetra ataony, ara-drariny ny lalany,+ ary vitany ny mampietry izay manambony tena.”+
9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra ambonin’ny tany manontolo.+Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+
37 “Koa ankehitriny, izaho Nebokadnezara dia midera sy manandratra ary mankalaza an’ilay Mpanjakan’ny lanitra,+ satria araka ny fahamarinana ny zava-drehetra ataony, ara-drariny ny lalany,+ ary vitany ny mampietry izay manambony tena.”+