FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 113:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Iza no tahaka an’i Jehovah Andriamanitsika,+

      Izay monina any amin’ny avo?+

  • Salamo 123:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 123 Ianao no andrandrain’ny masoko,+

      Ry Ilay monina any an-danitra ô!+

  • Isaia 66:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 66 Izao no nolazain’i Jehovah: “Ny lanitra no seza fiandrianako,+ ary ny tany no fitoeran-tongotro.+ Koa trano manao ahoana no azonareo atao ho ahy,+ ary toerana manao ahoana no honenako?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara