Josoa 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nankany amin’i Josoa tao amin’ny toby tany Gilgala+ izy ireo, ka niteny taminy sy tamin’ny Israelita hoe: “Avy any an-tany lavitra izahay, ka manaova fifanekena+ aminay.” Lioka 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Raha tsy ho afaka hifanandrina aminy izy, dia haniraka ambasadaoro hanao raharaham-pihavanana,+ dieny mbola lavitra ilay anankiray.
6 Dia nankany amin’i Josoa tao amin’ny toby tany Gilgala+ izy ireo, ka niteny taminy sy tamin’ny Israelita hoe: “Avy any an-tany lavitra izahay, ka manaova fifanekena+ aminay.”
32 Raha tsy ho afaka hifanandrina aminy izy, dia haniraka ambasadaoro hanao raharaham-pihavanana,+ dieny mbola lavitra ilay anankiray.