Nahoma 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Teneniny mafy ny ranomasina+ ka ataony ritra, ary ataony maina koa ny renirano rehetra.+ Malazo i Basana sy Karmela,+ ary malazo koa ny voninkazon’i Libanona.
4 Teneniny mafy ny ranomasina+ ka ataony ritra, ary ataony maina koa ny renirano rehetra.+ Malazo i Basana sy Karmela,+ ary malazo koa ny voninkazon’i Libanona.