Salamo 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Norobaina ny ory ary misento ny mahantra+Koa hitsangana aho ankehitriny”, hoy i Jehovah.+“Hataoko any amin’ny toerana azo antoka izy ireo, mba tsy ho azon’izay manamavo azy.”+
5 “Norobaina ny ory ary misento ny mahantra+Koa hitsangana aho ankehitriny”, hoy i Jehovah.+“Hataoko any amin’ny toerana azo antoka izy ireo, mba tsy ho azon’izay manamavo azy.”+