Salamo 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mitsangàna ao anatin’ny fahatezeranao, Jehovah ô,+Mijoroa hanohitra an’ireo misafoaka amiko sy te hanisy ratsy ahy,+Ary mifohaza hamonjy ahy,+ satria efa nandidy ny hampiharana ny rariny ianao.+
6 Mitsangàna ao anatin’ny fahatezeranao, Jehovah ô,+Mijoroa hanohitra an’ireo misafoaka amiko sy te hanisy ratsy ahy,+Ary mifohaza hamonjy ahy,+ satria efa nandidy ny hampiharana ny rariny ianao.+