Salamo 46:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nisavorovoro ireo firenena,+ ary nihozongozona ny fanjakana.Nampanakoako ny feony izy, ka nitsonika ny tany.+ Salamo 98:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nampahafantatra ny famonjeny i Jehovah.+Teo imason’ireo firenena no nampiharihariany ny fahamarinany.+
6 Nisavorovoro ireo firenena,+ ary nihozongozona ny fanjakana.Nampanakoako ny feony izy, ka nitsonika ny tany.+
2 Nampahafantatra ny famonjeny i Jehovah.+Teo imason’ireo firenena no nampiharihariany ny fahamarinany.+