FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:66
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 66 Tena hotandindomin-doza ny ainao, ary hihorohoro andro aman’alina ianao, ka tsy hanampo izay ho velona intsony.+

  • Deoteronomia 28:67
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 67 Amin’ny maraina ianao hilaza hoe: ‘Raha mba alina mantsy ny andro!’, ary amin’ny alina ianao hilaza hoe: ‘Raha mba maraina mantsy ny andro!’, noho ny tahotry ny fonao izay hampihorohoro anao, sy noho izay ho hitan’ny masonao.+

  • Salamo 53:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Raiki-tahotra mafy izy ireo tamin’izay,+

      Nefa tsy nisy tokony hatahorana.+

      Fa haparitak’Andriamanitra mihitsy ny taolan’izay mitoby hamely anao.+

      Hampitsanga-menatra an’ireny tokoa ianao, fa efa nolavin’i Jehovah ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara