FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa tsy ho faly amin’ny tovolahin’izy ireo i Jehovah,+ sady tsy hamindra fo amin’ny kamboty ray sy ny mpitondratena. Fa mpivadi-pinoana+ daholo izy ireo sady mpanao ratsy, ary miboiboika hadalana ny vava rehetra. Noho izany faharatsiana rehetra izany, dia tsy mitony mihitsy ny fahatezerany, fa mbola maninjitra ny tanany+ ihany Izy.

  • Isaia 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hirahiko hamely firenena mpivadi-pinoana+ izy, ary hodidiako hamely an’ilay vahoaka iharan’ny fahatezerako,+ mba hamaboany zavatra maro sy handrobany zavatra be dia be, ary hanosihoseny azy toy ny fanosihosy fotaka eny an-dalambe.+

  • Isaia 32:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa mbola hiteny hadalana ihany ny adala,+ ary mamorona teti-dratsy ao am-pony+ izy, mba hahatonga fivadiham-pinoana+ sy mba hilazana lainga hanoherana an’i Jehovah ary mba handefasana ny noana sy ny mangetaheta hody maina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara