Isaia 66:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Ary hivoaka izy ireo ka hitazana ny fatin’ireo olona nandika ny lalàko.+ Fa tsy ho faty ny olitra eny amin’ireny, ary tsy hovonoina ny afony.+ Dia ho zava-maharikoriko amin’ny olona rehetra ireny.”+
24 “Ary hivoaka izy ireo ka hitazana ny fatin’ireo olona nandika ny lalàko.+ Fa tsy ho faty ny olitra eny amin’ireny, ary tsy hovonoina ny afony.+ Dia ho zava-maharikoriko amin’ny olona rehetra ireny.”+