Salamo 106:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Sambatra izay manao ny rariny,+Ka manao ny marina foana.+ Ezekiela 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 tsy nampijaly ny ory izy, ary tsy naka tombony+ na naka zanabola+ rehefa nampisambo-bola; fa ny didim-pitsarako no notanterahiny+ ary ny lalàko no notandremany,+ dia tsy ho faty noho ny fahadisoan’ny rainy izy,+ fa ho velona tokoa.+ Malakia 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Teo am-bavany ny lalàn’ny fahamarinana,+ ary tsy mba nisy tsy fahamarinana teo amin’ny molony. Niara-nandeha tamiko tamim-piadanana sy tamim-pahitsiana izy,+ ary maro no nampiany hiala tamin’ny fahadisoana.+
17 tsy nampijaly ny ory izy, ary tsy naka tombony+ na naka zanabola+ rehefa nampisambo-bola; fa ny didim-pitsarako no notanterahiny+ ary ny lalàko no notandremany,+ dia tsy ho faty noho ny fahadisoan’ny rainy izy,+ fa ho velona tokoa.+
6 Teo am-bavany ny lalàn’ny fahamarinana,+ ary tsy mba nisy tsy fahamarinana teo amin’ny molony. Niara-nandeha tamiko tamim-piadanana sy tamim-pahitsiana izy,+ ary maro no nampiany hiala tamin’ny fahadisoana.+