Salamo 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Jehovah ô, iza no hivahiny ao an-tranolainao?+Iza no honina ao an-tendrombohitrao masina?+ Ohabolana 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Fa izay mihaino ahy kosa tsy hanana ahiahy,+ sady tsy mba hiady saina noho ny fahatahorana loza.”+
33 Fa izay mihaino ahy kosa tsy hanana ahiahy,+ sady tsy mba hiady saina noho ny fahatahorana loza.”+