FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 34:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Zara raha manan-kohanina ny liona tanora matanjaka ka noana,+

      Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+

  • Salamo 37:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+

      Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+

      Na nahita ny zanany nangataka hanina.+

  • Salamo 111:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nomeny hanina ireo matahotra azy.+

      י [Yôda]

      Hotsaroany mandritra ny fotoana tsy voafetra ilay fifanekena nataony.+

  • Lioka 12:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Fa aza mitsahatra mikatsaka ny fanjakany, dia homena anareo koa izany zavatra izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara