Salamo 45:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mihoatra lavitra noho ny an’ny zanak’olombelona ny hatsaranao,+Ary mahafinaritra erỳ ny teny avy amin’ny molotrao!+Izany no antony itahian’Andriamanitra anao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
2 Mihoatra lavitra noho ny an’ny zanak’olombelona ny hatsaranao,+Ary mahafinaritra erỳ ny teny avy amin’ny molotrao!+Izany no antony itahian’Andriamanitra anao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+