Deoteronomia 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 fa tadiavo kosa izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany sy hampitoerany ny anarany, ka any no halehanareo.+ Salamo 78:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Fa ny fokon’i Joda kosa no nofidiny,+Eny, ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+
5 fa tadiavo kosa izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany sy hampitoerany ny anarany, ka any no halehanareo.+