Salamo 46:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Eo afovoan’ilay tanàna Andriamanitra,+ ka tsy ho voahozongozona izy io.+Hamonjy azy Andriamanitra, raha vao tonga ny maraina.+ Salamo 125:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 125 Izay matoky an’i Jehovah+Dia sahala amin’ny Tendrombohitra Ziona,+ izay tsy voahozongozona fa mitoetra mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
5 Eo afovoan’ilay tanàna Andriamanitra,+ ka tsy ho voahozongozona izy io.+Hamonjy azy Andriamanitra, raha vao tonga ny maraina.+
125 Izay matoky an’i Jehovah+Dia sahala amin’ny Tendrombohitra Ziona,+ izay tsy voahozongozona fa mitoetra mandritra ny fotoana tsy voafetra.+