Levitikosy 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Raha manaraka hatrany ny lalàko sy mitandrina foana ny didiko ianareo ka mankatò izany,+ Deoteronomia 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+ Salamo 119:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny lalànao no ho mamin’ny foko.+Tsy hohadinoiko ny teninao.+ Jakoba 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Iray monja ny mpanome lalàna sy mpitsara,+ dia ilay afaka mamonjy sy mandringana.+ Fa iza moa ianao no mitsara ny namanao?+
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+
12 Iray monja ny mpanome lalàna sy mpitsara,+ dia ilay afaka mamonjy sy mandringana.+ Fa iza moa ianao no mitsara ny namanao?+