FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 44:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ianao no Mpanjakako, Andriamanitro ô!+

      Aoka ianao hamoaka didy mba hahazo famonjena lehibe i Jakoba.+

  • Salamo 74:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Andriamanitra anefa no Mpanjakako efa hatramin’ny ela be,+

      Izy no manao famonjena lehibe eto an-tany.+

  • Salamo 97:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 97 Lasa mpanjaka i Jehovah!+ Aoka hifaly ny tany.+

      Aoka hiravoravo ny nosy maro.+

  • Apokalypsy 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 sady nanao hoe: “Misaotra anao izahay,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra,+ Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria noraisinao ny fahefanao lehibe+ ka efa nanomboka nanjaka+ ianao.

  • Apokalypsy 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary izaho nahare feo tahaka ny feon’ny vahoaka be sy tahaka ny feon’ny rano be ary tahaka ny feon’ny kotroka mafy, nanao hoe: “Miderà an’i Jah,+ satria efa nanomboka nanjaka+ i Jehovah Andriamanitsika, ilay Mahery Indrindra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara