Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+ Zefania 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Eo aminao i Jehovah Andriamanitrao. Izy no Ilay mahery, ka hamonjy.+ Ho faly sy ho ravoravo noho ny aminao izy.+ Hangina izy satria tia anao. Ho faly noho ny aminao izy ka hihoby.
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+
17 Eo aminao i Jehovah Andriamanitrao. Izy no Ilay mahery, ka hamonjy.+ Ho faly sy ho ravoravo noho ny aminao izy.+ Hangina izy satria tia anao. Ho faly noho ny aminao izy ka hihoby.