Jeremia 50:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Ary amin’izany andro sy fotoana izany”,+ hoy i Jehovah, “dia hokarohina izay mety ho fahadisoan’ny Israely+ nefa tsy hisy, ary hokarohina ny fahotan’ny Joda+ nefa tsy ho hita, fa hamela ny helok’ireo navelako hiangana aho.”+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+ Romanina 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Sambatra ny olona izay tsy hisain’i Jehovah mihitsy ny fahotany.”+
20 “Ary amin’izany andro sy fotoana izany”,+ hoy i Jehovah, “dia hokarohina izay mety ho fahadisoan’ny Israely+ nefa tsy hisy, ary hokarohina ny fahotan’ny Joda+ nefa tsy ho hita, fa hamela ny helok’ireo navelako hiangana aho.”+
18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+