FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy hampamirapiratra ny hazavany ny kintana eny amin’ny lanitra sy ireo antokon-kintana Kesila.+ Vao miposaka ny masoandro dia efa maizina, ary tsy hampamirapiratra ny hazavany ny volana.

  • Obadia 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha miakatra eny amin’ny avo toy ny ataon’ny voromahery ianao, na mametraka ny akaninao eny amin’ny kintana, dia avy eny no hampidinako anao”,+ hoy i Jehovah.

  • Obadia 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy hitranga ve izany amin’izay andro izay?”, hoy i Jehovah.

      “Ary haringako tokoa tsy ho ao Edoma ny olon-kendry,+ ary hofoanako tsy ho ao amin’ny faritra be tendrombohitr’i Esao ny olona mahay manavaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara