Salamo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+ Lioka 17:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa tamin’ny andro nivoahan’i Lota avy tao Sodoma dia nilatsaka toy ny orana ny afo sy solifara* avy tany an-danitra, ka nandringana azy rehetra.+
6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+
29 Fa tamin’ny andro nivoahan’i Lota avy tao Sodoma dia nilatsaka toy ny orana ny afo sy solifara* avy tany an-danitra, ka nandringana azy rehetra.+