Levitikosy 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Amin’izay ny sorona ataon’izy ireo dia tsy hatolony intsony ho an’ny demonia miendrika osy,+ izay nananany fifandraisana mamoafady.+ Ho lalàna ho anareo izany mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby.”’ 2 Tantara 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanendry mpisorona ho eny amin’ireo toerana avo+ mantsy i Jeroboama, mba hanompo an’ireo demonia miendrika osy+ sy ireo zanak’omby nataony.+
7 Amin’izay ny sorona ataon’izy ireo dia tsy hatolony intsony ho an’ny demonia miendrika osy,+ izay nananany fifandraisana mamoafady.+ Ho lalàna ho anareo izany mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby.”’
15 Nanendry mpisorona ho eny amin’ireo toerana avo+ mantsy i Jeroboama, mba hanompo an’ireo demonia miendrika osy+ sy ireo zanak’omby nataony.+