Jeremia 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+ Habakoka 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa ngoly ny lalàna, ary tsy tafavoaka ny rariny.+ Voahodidin’ny ratsy fanahy ny olo-marina, ka voaolana ny rariny.+ Matio 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Avelao izy, fa mpitarika jamba. Koa raha jamba no mitarika jamba, dia samy hianjera any an-kady izy ireo.”+ Matio 23:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy!+ Fa mitety ranomasina sy mitety tany ianareo mba hampiova finoana olona iray, ary rehefa miova finoana izy, dia ataonareo mendrika ny Gehena* avo roa heny noho ianareo.
31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+
4 Koa ngoly ny lalàna, ary tsy tafavoaka ny rariny.+ Voahodidin’ny ratsy fanahy ny olo-marina, ka voaolana ny rariny.+
14 Avelao izy, fa mpitarika jamba. Koa raha jamba no mitarika jamba, dia samy hianjera any an-kady izy ireo.”+
15 “Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy!+ Fa mitety ranomasina sy mitety tany ianareo mba hampiova finoana olona iray, ary rehefa miova finoana izy, dia ataonareo mendrika ny Gehena* avo roa heny noho ianareo.