Ezra 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanoratra ho an’i Artaksersesy mpanjakan’i Persa koa ry Bislama sy Mitredata sy Tabela ary ny namany hafa, tamin’ny andron’i Artaksersesy. Nadika tamin’ny fiteny aramianina ilay taratasy, ary tarehin-tsoratra aramianina+ no nanoratana azy. Daniela 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia niteny tamin’ny mpanjaka tamin’ny teny aramianina+ ny Kaldeanina, hoe: “Ho ela velona anie ianao, ry mpanjaka ô!+ Ambarao amin’ny mpanomponao ilay nofy, dia holazainay ny heviny.”+
7 Nanoratra ho an’i Artaksersesy mpanjakan’i Persa koa ry Bislama sy Mitredata sy Tabela ary ny namany hafa, tamin’ny andron’i Artaksersesy. Nadika tamin’ny fiteny aramianina ilay taratasy, ary tarehin-tsoratra aramianina+ no nanoratana azy.
4 Dia niteny tamin’ny mpanjaka tamin’ny teny aramianina+ ny Kaldeanina, hoe: “Ho ela velona anie ianao, ry mpanjaka ô!+ Ambarao amin’ny mpanomponao ilay nofy, dia holazainay ny heviny.”+