1 Samoela 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nijanona izy ka niantsoantso tamin’ny tafiky ny Israely+ hoe: “Nahoana ianareo no mivoaka hiady? Hiady ho an’ny Filistinina aho, ary mpanompon’i+ Saoly ianareo. Koa mifidiana lehilahy iray hiady amiko.
8 Dia nijanona izy ka niantsoantso tamin’ny tafiky ny Israely+ hoe: “Nahoana ianareo no mivoaka hiady? Hiady ho an’ny Filistinina aho, ary mpanompon’i+ Saoly ianareo. Koa mifidiana lehilahy iray hiady amiko.