2 Mpanjaka 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nisy nilaza tamin’ny mpanjaka fa nivoaka hiady aminy i Tiraka mpanjakan’i Etiopia. Dia nandefa iraka+ nankany amin’i Hezekia indray izy, nanao hoe:
9 Ary nisy nilaza tamin’ny mpanjaka fa nivoaka hiady aminy i Tiraka mpanjakan’i Etiopia. Dia nandefa iraka+ nankany amin’i Hezekia indray izy, nanao hoe: