2 Samoela 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia henon’i Toy mpanjakan’i Hamata+ fa resin’i Davida ny tafika manontolon’i Hadadezera.+ Isaia 36:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aiza izao ireo andriamanitr’i Hamata+ sy Arpada?+ Aiza koa ireo andriamanitr’i Sefarvaima?+ Nahavonjy an’i Samaria teo an-tanako angaha ireny?+
19 Aiza izao ireo andriamanitr’i Hamata+ sy Arpada?+ Aiza koa ireo andriamanitr’i Sefarvaima?+ Nahavonjy an’i Samaria teo an-tanako angaha ireny?+