FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Aoka ho be voninahitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anaranao,+ ary aoka ny olona hilaza hoe: ‘I Jehovah Tompon’ny tafika no Andriamanitry ny Israely.’+ Aoka koa ho tafatoetra eo anatrehanao ny taranak’i Davida mpanomponao.+

  • 1 Mpanjaka 8:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 ary hoy izy: “Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely+ ô, tsy misy Andriamanitra tahaka anao+ any amin’ny lanitra ambony na etỳ amin’ny tany ambany, fa manaja fifanekena ianao, ary maneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ amin’izay manompo anao+ amin’ny fony manontolo.+

  • Salamo 46:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Momba antsika i Jehovah Tompon’ny tafika.+

      Tendrombohitra fandosirantsika ilay Andriamanitr’i Jakoba.+ Sela.

  • Isaia 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 I Jehovah Tompon’ny tafika irery no tokony ho masina+ aminareo. Izy no tokony hatahoranareo,+ ary Izy no tokony hahatonga anareo hihorohoro.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara