Deoteronomia 32:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa tsy mitovy amin’ny Vatolampintsika ny vatolampin’ireny,+Ary na ny fahavalontsika aza niaiky an’izany+ koa. Salamo 91:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hilaza amin’i Jehovah aho hoe: “Fialofako ianao, ary fiarovana mafy ho ahy,+Sady Andriamanitro izay hatokisako.”+
31 Fa tsy mitovy amin’ny Vatolampintsika ny vatolampin’ireny,+Ary na ny fahavalontsika aza niaiky an’izany+ koa.
2 Hilaza amin’i Jehovah aho hoe: “Fialofako ianao, ary fiarovana mafy ho ahy,+Sady Andriamanitro izay hatokisako.”+