2 Mpanjaka 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Handavaka aho ka hisotro rano avy any an-tany hafa,Ary ny faladiako no handritako ny lakandrano rehetran’i Neily any Ejipta.’+ Isaia 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho maimbo ireo renirano, hihena ka ho ritra ireo lakandranon’i Neily any Ejipta,+ ary ho simba ny bararata+ sy ny harefo.
24 Handavaka aho ka hisotro rano avy any an-tany hafa,Ary ny faladiako no handritako ny lakandrano rehetran’i Neily any Ejipta.’+
6 Ho maimbo ireo renirano, hihena ka ho ritra ireo lakandranon’i Neily any Ejipta,+ ary ho simba ny bararata+ sy ny harefo.