-
Eksodosy 35:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary tonga foana ny olona, na lahy na vavy, dia izay rehetra natosiky ny fony. Ary nitondra firavaka misy paingotra, sy kavina, sy peratra, sy firava-behivavy, ary zavatra isan-karazany vita amin’ny volamena izy ireo. Izany no nentin’izay rehetra nanolotra volamena ho fanatitra ahetsiketsika ho an’i Jehovah.+
-