Salamo 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mitsangàna, Jehovah ô! Aoka ianao hifanandrina aminy.+Ataovy izay hampiankohoka azy, ary aoka hanafaka ahy amin’ny alalan’ny sabatrao ianao, mba tsy ho azon’ny ratsy fanahy aho.+ Isaia 55:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+
13 Mitsangàna, Jehovah ô! Aoka ianao hifanandrina aminy.+Ataovy izay hampiankohoka azy, ary aoka hanafaka ahy amin’ny alalan’ny sabatrao ianao, mba tsy ho azon’ny ratsy fanahy aho.+ Isaia 55:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+
11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+