Salamo 48:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tora-kovitra izy ireo tany,+Ary nanaintaina toy ny vehivavy mihetsi-jaza efa hiteraka.+ Salamo 127:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 127 Raha tsy i Jehovah no manao ny trano,+Dia very maina ny asa mafy ataon’ny mpanorina azy.+Ary raha tsy i Jehovah no miambina ny tanàna,+Dia very maina ny fiaretan-torin’ny mpiambina.+
127 Raha tsy i Jehovah no manao ny trano,+Dia very maina ny asa mafy ataon’ny mpanorina azy.+Ary raha tsy i Jehovah no miambina ny tanàna,+Dia very maina ny fiaretan-torin’ny mpiambina.+