FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Iza tamin’ny andriamanitra rehetran’ireo tany ireo no nahavonjy ny taniny teo an-tanako?+ Koa ahoana no hahafahan’i Jehovah hamonjy an’i Jerosalema eo an-tanako?”’”+

  • Isaia 36:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa hoy i Rabsake tamin’izy ireo: “Mba ilazao i Hezekia hoe: ‘Izao no nolazain’ny mpanjaka lehibe,+ dia ny mpanjakan’i Asyria:+ “Fa inona koa izao itokisanao izao?+

  • Isaia 36:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Iza tamin’ny andriamanitra rehetran’ireo tany ireo no nahavonjy ny taniny teo an-tanako?+ Koa ahoana no hahafahan’i Jehovah hamonjy an’i Jerosalema eo an-tanako?”’”+

  • Nahoma 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Inona no tetika eritreretinareo hanoherana an’i Jehovah?+ Mahatonga fandringanana tanteraka izy.

      Tsy hitranga fanindroany ny fahoriana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara