2 Mpanjaka 19:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “‘Noho izany, dia hoy i Jehovah momba ny mpanjakan’i Asyria:+ “Tsy ho tafiditra ato amin’ity tanàna ity izy,+ na handefa zana-tsipìka ato,+ na hiady amin’ity tanàna ity miaraka amin’ny ampinga, na hanangana tovon-tany*+ hanaovana fahirano azy.
32 “‘Noho izany, dia hoy i Jehovah momba ny mpanjakan’i Asyria:+ “Tsy ho tafiditra ato amin’ity tanàna ity izy,+ na handefa zana-tsipìka ato,+ na hiady amin’ity tanàna ity miaraka amin’ny ampinga, na hanangana tovon-tany*+ hanaovana fahirano azy.