2 Mpanjaka 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hampiako dimy ambin’ny folo taona ny andronao. Ary hovonjeko eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Asyria ianao sy ity tanàna ity, ka harovako+ ity tanàna ity noho ny amiko sy noho ny amin’i Davida mpanompoko.”’”+ Isaia 31:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hiaro an’i Jerosalema i Jehovah Tompon’ny tafika, toy ny iarovan’ny voro-manidina ny zanany.+ Eny, hiaro azy Izy sady hanafaka azy.+ Hitsimbina azy izy sady hamela azy ho afa-mandositra.” Isaia 38:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hovonjeko eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Asyria ianao sy ity tanàna ity, ka harovako ity tanàna ity.+
6 Dia hampiako dimy ambin’ny folo taona ny andronao. Ary hovonjeko eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Asyria ianao sy ity tanàna ity, ka harovako+ ity tanàna ity noho ny amiko sy noho ny amin’i Davida mpanompoko.”’”+
5 Hiaro an’i Jerosalema i Jehovah Tompon’ny tafika, toy ny iarovan’ny voro-manidina ny zanany.+ Eny, hiaro azy Izy sady hanafaka azy.+ Hitsimbina azy izy sady hamela azy ho afa-mandositra.”
6 Ary hovonjeko eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Asyria ianao sy ity tanàna ity, ka harovako ity tanàna ity.+