2 Mpanjaka 19:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hanao hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely:+ ‘Efa reko+ ilay vavakao+ tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria. Isaia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny fahitana+ azon’i Isaia+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+
20 Ary naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hanao hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely:+ ‘Efa reko+ ilay vavakao+ tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria.
1 Ny fahitana+ azon’i Isaia+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+